plt_tn/rev/15/05.md

554 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ireo anjely fito miaraka amin'ny loza fito dia ho avy any amin'ny toerana masina indrindra. Izy ireo dia efa voaresaka mialoha ao amin'ny 15:1.

Taorian'ireo zavatra ireo

"Rehefa avy nihira izy ireo"

ireo anjely fito mitazona ireo loza fito

Ireo anjely dia hita ho nitazona loza fito satria ao amin'ny 15:7 izy ireo dia nomena lovia feno ny fahatezeran'Andriamanitra.

lamba rongony

lamba manify, lamba rongony lafo vidy

fehin-kibo

Ny fehin-kibo dia ravin-damba atao haingo fatorana manodidina ny kibo.