plt_tn/rev/14/19.md

16 lines
400 B
Markdown

# famiazam-boaloboka ... Ny famiazam-boaloboka
Maneho daba iray ihany ireo.
# famiazam-boaloboka lehiben'ny fahatezeran'Andriamanitra
"famiazam-boaloboka lehibe izay toerana hampisehoan'Andriamanitra ny fahatezerany"
# lamboridy
fitaovana vita amin'ny hoditra izay atao eo amin'ny lohan'ny soavaly sy ampiasaina mba hitarihana ny soavaly
# 1.600 stadio
"300 kilometatra" na "200 kilaometatra"