plt_tn/rev/14/09.md

808 B

dia hisotro ny sasany amin'ny divain'ny fahatezeran'Andriamanitra ihany koa

Ny fisotroana ny divain'ny fahatezeran'Andriamanitra dia marika fa voasazin'Andriamanitra. DH: "hisotro ny sasany amin'ny divay izay maneho ny fahatezeran'Andriamanitra"

izay narotsaka tao anatin'ny

Afaka atao hoe: "izay nafangaron'Andriamanitra tamin'ny hery tanteraka"

izay narotsaka tao anatin'ny

Izany dia midika fa divay samihafa ihany no nafangaro tamin'ilay divay, ary ny olona iray izay misotro betsaka amin'izany dia ho mamo tanteraka. Tahaka ny marika, izay midika fa Andriamanitra dia ho tezitra mafy, fa tsy ho tezitra kely.

ny kapoaky ny hatezerany

Io kaopy famantarana izay misy ny divay io dia maneho ny fahatezeran'Andriamanitra. DH: "ny kaopy misy ny divay izay maneho ny fahatezeran'Andriamanitra"