plt_tn/rev/13/11.md

699 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia manomboka mamaritra bibi-dia hafa izay miseho ao amin'ny fahitany.

niteny tahakan'ny dragona

Ny fitenenana mafy dia resahina toy ny hoe nisy liona nierona. DH: "niteny mafy tahaka ny fieron'ny dragona"

dragona

Biby lehibe, biby mandady masiaka, tahaka ny androngo. Ho an'ny vahoaka Jiosy, dia famantarana an'i Satana sy ny korontana. Voatonona ho "devoly na Satana" ihany koa ny dragona. Jereo izay nandikanao izany tao amin'ny 12:3.

ary ny tany sy ireo izay monina eo aminy dia asainy miankohoka

"ny olon-drehetra ety an-tany"

ratra saika nahafaty

"ratra mahafaty." Izany dia ratra mafy ka tonga hatramin'ny fahafatesan'ny olona iray.