plt_tn/rev/12/13.md

457 B

Rehefa nahafantatra ilay dragona fa nazera tamin'ny tany izy

Afaka atao hoe: "Rehefa nahafantatra ilay dragona fa nazeran'Andriamanitra avy any an-danitra sy nalefany tety amin'ny tany izy"

dragona

Biby lehibe, biby mandady masiaka, tahaka ny androngo. Ho an'ny vahoaka Jiosy, dia famantarana an'i Satana sy ny korontana. Voatonona ho "devoly na Satana" ihany koa ny dragona ao amin'ny andininy 9.

ilay menarana

Fomba hafa hiantsoana ny dragona.