plt_tn/rev/11/18.md

711 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ireo loholona efatra amby roapolo dia nanohy nidera an'Andriamanitra.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireo teny hoe: "Ianao" sy "-nao" dia maneho an'Andriamanitra.

tonga ny fahatezeranao

Afaka atao hoe: "Efa vonona hampiseho ny hatezeranao ianao"

Tonga ny fotoana

Afaka atao hoe: "Fotoana marina izao" na "Ankehitriny no fotoana"

ireo mpaminany, ireo izay mpino, sy ireo izay natahotra ny anaranao

Io lisitra io dia manazava ny dikan'ny hoe "ireo mpanomponao." Tsy tena hoe vondron'olona telo samihafa ireo. Ireo mpaminany ihany koa dia mpino ary natahotra ny anaran'Andriamanitra. DH: "Ireo mpaminany sy ireo hafa izay mpino dia natahotra ny anaranao"