plt_tn/rev/09/20.md

355 B

ireo izay tsy matin'ireo loza ireo

Afaka atao hoe: "ireo izay novonoin'ireo loza ireo"

ireo zavatra izay tsy hita maso, re, na mandeha

Io fehezanteny io dia mampahatsiahy antsika fa ny sampy dia tsy velona ary tsy mendrika ny ho deraina. Fa ny olona dia tsy nijanona nanompo azy ireny. DH: "na dia ny sampy aza tsy hita, tsy heno, ary tsy mandeha"