plt_tn/rev/09/07.md

375 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireo valala dia tsy mitovy amin'ny valala tsotra. Jaona dia mamaritra azy ireo amin'ny filazana ny fitovian'ny rantsan'izy ireo amin'ny zavatra hafa.

ny satro-boninahitra volamena

Satro-boninahitra izay vita amin'ny rantsan'oliva na ravin-java-maniry, notefena tamin'ny volamena izay apetraka eo amin'ny lohan'ny atleta mpandresy.