forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
958 B
Markdown
16 lines
958 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany momba ny mpanompon'Andriamanitra 144,000 izay voamarika tamin'ny tombo-kase. Eo anelanelan'ny Zanak'ondry manokatra ny tombo-kase fahenina sy tombo-kase fahafito izany.
|
|
|
|
# ny zoro tany efatra
|
|
|
|
Ny tany dia resahina toy ny hoe fisaka sy efa-joro tahaka ny taratasy. Ny teny hoe "ny zoro efatra" dia maneho ny avaratra, ny atsimo, ny antsinanana, ary ny andrefana.
|
|
|
|
# ny tombo-kasen'Andriamanitra velona
|
|
|
|
Ny teny hoe: "tombo-kase" eto dia maneho fitaovana izay ampiasaina mba hanindriana marika eo amin'ny tombo-kase. Amin'ity tranga ity ny fitaovana dia ho ampiasaina mba hanindriana marika amin'ny olon'Andriamanitra. DH: "ny marika"
|
|
|
|
# mandra-panisintsika ny tombo-kase eo amin'ny handrin'ireo
|
|
|
|
Ny teny hoe: "tombo-kase" eto dia maneho ny marika. Io marika io dia mampiseho fa an'Andriamanitra ny olona ary hiaro azy ireo Izy. DH: "hanisy marika eo amin'ny handrin'izy ireo"
|