plt_tn/rev/03/19.md

676 B

mazotoa ary mibebaha

"aoka ho matotra ary mibebaha"

mijoro eto amin'ny varavarana Aho ary mandondona

Jesosy dia miresaka momba ny olona izay tiany hifandray Aminy toy ny hoe tiany hanasa Azy ho any an-tranon'izy ireo Izy. DH: "Izaho dia tahaka ilay iray izay mijoro eo amin'ny varavarana ary mandondona"

ary mandondona

Afaka atao hoe: "ary tiako mba ho avelanao miditra ao anatiny Aho"

mandre ny feoko

Ny teny hoe: "ny feoko" dia maneho an'i Kristy miteny. DH: "mandre Ahy miteny" na "mandre Ahy miantso"

ho avy ao an-tranony Aho

Afaka atao hoe: "Handeha ao an-tranony Aho"

ka hihinana miaraka aminy

Izany dia maneho ny fiarahana toy ny hoe mpinamana.