plt_tn/rev/02/24.md

807 B

izay rehetra tsy mitana izao fampianarana izao

Ny finoana ny fampianarana dia resahina toy ny hoe: fitanana ny fampianarana. DH: "ny olon-drehetra izay tsy mino io fampianarana io"

izao fampianarana izao

Afaka atao hoe: "izay nampianariny" (ilay vehivavy)

sain-dalin'i Satana

"ny zavatra lalina izay ampianarin'i Satana"

zavatra lalina

Ny zava-miafina dia resahina toy ny hoe lalina. DH: "ireo zava-miafina lalina"

izay antsoin'ny sasany hoe sain-dalin'i Satana

Ireo mety ho dikany: 1) ireo izay miantso azy ireo hoe zavatra lalina dia mahafantatra fa avy amin'i Satana izy ireo na 2) ny olona sasany dia miantso azy ireny ho zavatra lalina, fa Jesosy dia miteny fa ireo zavatra ireo dia tena avy amin'i Satana tokoa. DH: "ireo zavatr'i Satana, izay antsoin'ny sasany hoe zavatra lalina"