plt_tn/rev/01/12.md

270 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia manomboka manazava izay hitany tamin'ny fahitany.

feon'iza

Izany dia maneho an'ireo olona miresaka. DH: "izay"

zanak'olona

Io fitenenana io dia mamaritra ny endrik'olona, olona iray izay miendrikendrika olombelona.