plt_tn/rev/01/07.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ao amin'ny andininy fahafito, Jaona dia milaza izay notenenin'i Daniela sy Zakaria.

ny maso rehetra

Raha mbola mijery amin'ny alalan'ny maso ny olona, ny teny hoe: "maso" dia ampiasaina mba hanehoana ny olona. DH: "ny olon-drehetra"

na dia ireo nandefona Azy aza

"na dia ireo nandefona Azy aza dia hahita Azy"

nandefona Azy

Ireo tanana sy tongotr'i Jesosy dia nolefonina rehefa nifantsika teo amin'ny hazofijaliana Izy. Eto izany dia maneho ny olona izay namono Azy. DH: "namono Azy"

nandefona

nandavaka

Izaho no Alfa sy Omega

Ireo no voalohany sy farany amin'ny abidian'ny Grika. Ny mety ho dikany hafa 1) "ilay iray izay manomboka ny zavatra rehetra sy mamarana ny zavatra rehetra" na 2) "ilay iray izay velona hatramin'izay sy ilay velona mandrakizay." Afaka atao ihany koa hoe: "ny A sy ny Z" na "ny voalohany sy ny farany"

ho avy

ny ho avy izay ho tonga

hoy ny Tompo Andriamanitra

Ny fiteny hafa dia hanao hoe: "Ny Tompo Andriamanitra niteny hoe:" any amin'ny fanombohana na famaranana ny fehezanteny iray manontolo.