plt_tn/rev/01/04.md

1.7 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity dia fiatombohan'ny taratasin'i Jaona. Eto izy dia manao azy ho mpanoratra ary miarahaba ny olona izay hanoratany.

Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'ilay ankehitriny, sy taloha, ary ho avy, sy avy amin'ireo fanahy fito izay eo anatrehan'ny seza fiandrianany, 5 ary avy amin'i Jesosy Kristy

Ity dia fangatahana na fitahiana. Jaona dia miresaka toy ny hoe nisy zavatra tokony omen'Andriamanitra azy, na dia izy ireo tokoa aza no lalana izay nantenainy hiasan'Andriamanitra ho an'ny olony. DH: "Mety ho izy no ilay ... ary ireo fanahy fito ... ary Jesosy Kristy hitondra anareo am-pitiavana sy hahatonga anareo hiaina am-piadanana sy am-pilaminana"

avy amin'ilay ankehitriny

"avy amin'Andriamanitra, ilay ankehitriny"

ho avy

ho avy izay ho tonga.

fanahy fito

Ny isa fito dia famantaran'ny fahafenoana sy fahalavorariana. Ireo "fanahy fito" dia maneho na ny Fanahin'Andriamanitra na ireo fanahy fito izay manompo an'Andriamanitra.

lahimatoa amin'ny maty

"olona voalohany natsangana tamin'ny maty"

nanao antsika ho fanjakana, mpisorona

"nanokana antsika ary nanomboka nanapaka teo amintsika ary nanao antsika ho mpisorona"

Andriamaniny sy Rainy

Olona iray ihany ireo. DH: "Andriamanitra, ilay Rainy"

Ray

Fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra izay mamaritra ny fifandraisan'Andriamanitra sy Jesosy.

ho Azy anie ny voninahitra sy ny fahefana

Izany dia fangatahana na vavaka. Ireo mety ho dikany hafa 1) "Hanam-boninahitra sy hanam-pahefana anie Izy." Jaona dia mivavaka mba homem-boninahitra sy ho afaka hanapaka tanteraka eo amin'ny olon-drehetra sy ny zava-drehetra i Jesosy Kristy.

ny fahefana

Izany dia maneho ny fahefany amin'ny maha-mpanjaka Azy.