plt_tn/psa/148/011.md

443 B

Fampifandraisana fotokevitra:

Ny mpanoratra mandidy ny olon-drehetra hidera an'i Yaveh.

ny firenena rehetra

Ny teny "firenena" dia maneho an'ireo vahoaka monina ao amin'ireo firenena ireo. DH: "vahoaka amin'ny firenen-drehetra"

zatovolahy sy zatovovavy, ny antitra sy ny tanora

Ny mpanoratra mampiasa fampisainana roa, ny iray mahakasika ny maha vehivavy sy lehilahy ary ny iray mahakasika ny taona, mba hanehoana ny olon-drehetra.