plt_tn/psa/148/003.md

1.1 KiB

Miderà Azy, ry masoandro amam-bolana

Ny mpanoratra miteny amin'ny masoandro amam-bolana toy ny hoe olona ary mandidy azy ireo hidera an'i Yaveh. DH: "Miderà an'i Yaveh, ry masoandro amam-bolana, araka ny ataon'ny olona"

miderà Azy, ry kintana mamiratra rehetra

Ny mpanoratra miteny ny kintana mamiratra toy ny hoe olona ary mandidy azy ireo hidera an'i Yaveh. DH: "Miderà an'i Yaveh, ry kintana mamiratra, araka ny ataon'ny olona"

Miderà Azy, ry avo indrindra amin'ny lanitra

Ny andianteny "avo indrindra amin'ny lanitra" dia fomba fiteny izay manondro ny lanitra ihany. Ny mpanoratra miteny amin'ny lanitra toy ny hoe olona ary mandidy izany hidera an'i Yaveh. DH: "Miderà an'i Yaveh, ry lanitra avo indrindra, araka ny ataon'ny olona"

ianareo rano izay eny ambanin'ny habakabaka

Ny mpanoratra miteny amin'ny "rano izay eny ambanin'ny habakabaka" toy ny hoe olona ary mandidy izany hidera an'i Yaveh. DH: "miderà Azy, ianareo ry rano izay ambanin'ny habakabaka, araka ny ataon'ny olona"

rano izay ambonin'ny habakabaka

Ny mpanoratra miteny ny toerana ambonin'ny habakabaka izay hitehirizana rano ary izay hipoiran'ny ranon'orana.