plt_tn/psa/147/010.md

416 B

Tsy mahita sitraka amin'ny herin'ny soavaly Izy

"Tsy mahafaly azy ny soavaly matanjaka"

ny tanjaky ny tongotry ny olona

Ireo mety ho heviny dia 1) ny "tongotra matanjaka" dia sarinteny izay maneho ny hafainganan'ny lehilahy iray raha mihazakazaka. DH: "lehilahy afa-mihazakazaka aingana" na 2) ny "tongotra matanjaka" dia maneho ny herin'ny tenan'ilay lehilahy manontolo. DH: "ny amin'ny tanjaky ny lehilahy"