plt_tn/psa/147/002.md

365 B

Manasitrana ny torotoro fo izy ary mamehy ny ferin'izy ireo

Ny mpanoratra miteny ny alahelon'ny olona sy ny fahakivian'izy ireo toy ny hoe ratra amin'ny tenany ireo, ary miteny an'i Yaveh mampahery azy ireo toy ny hoe Izy manasitrana ireny ratra ireny. DH: "Mampahery an'ireo izay malahelo Izy ary manampy azy ireo amin'ny fahasitranan'ny ratra anatin'izy ireo"