plt_tn/psa/145/014.md

500 B

manohana izay rehetra lavo ... manangana izay rehetra mitanondrika

Ny mpanao salamo miteny an'i Yaveh mampahery olona toy ny hoe mamonjy olona izay tena ketraka. Azonao atao ny mandika ireo andalana roa ireo ho fehezanteny iray ihany. DH: "mampahery ireo izay kivy"

Ny mason'ny rehetra miandry

"Miandry ny rehetra"

Mamelatra ny tananao Ianao

"Mamatsy malalaka Ianao"

mahafapo ny fanirian'ny zava-manan'aina rehetra

"manome mihoatra izay ilainy sy mihoatra izay irian'ny rehetra Ianao"