plt_tn/psa/141/003.md

517 B

asio mpiambina eo amin'ny vavako

Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe gadra miezaka mandositra ny vavany ireo teny ratsy. DH: "miangavy re, vonjeo aho mba tsy hiteny ratsy"

asio mpiambina eo amin'ny

"milazà olona mba hiambina"

ambeno ny varavaran'ny molotro

Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe gadra miezaka mandositra ny vavany ireo teny ratsy. DH: "miangavy re, vonjeo aho tsy hilaza zavatra raha tsy tokony hiteny"

handray anjara amin'ny asam-pahotana

"hanao asa ratsy"

hanim-py

"sakafo manokana"