plt_tn/psa/140/004.md

490 B

ny tanan'ny ratsy fanahy

Izany hoe, ny fahefan'ny ratsy fanahy.

nametraka fandrika ... namelatra harato ... nametraka fandrika

Ny karazam-pandrika tena marina dia tsy tena zava-dehibe mihoatrany hevitra izay "ratsy fanahy ... lehilahy maherisetra" mikasa hampitondra fahoriana ho an'ny mpanao salamo. raha tsy mahalala firy ny amin'ny famandrihana ny mpamakinao, dia mety ilaina ahena ho andalan iray ihany izany, tahaka ny UDB manena ho andalana iray ny an'ny ULB ao amin'ny 140:1.