plt_tn/psa/139/013.md

543 B

Ianao no namorona ny tao anatiko

"Ny aoa anaty" dia manondro ny taova ao anatin'ny olona, fa eto kosa ny fomba fiteny dia mety manondro ny vatana manontolo. DH: "Ianao no nanao ny vatako manontolo"

Fantatry ny fanahiko tsara tokoa izany

Eto ny "fanahy" dia mety ho manondro ny fahafahan'ny anatin'ny mpanao salamo hahalala marina tokoa ny amin'ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fitarihany. Kanefa, azon'ny mpandika teny ny manao ny "fanahy" ho sarinteny ho an'ny fo sy sain'ny mpanao salamo eto. DH: "Fantatro amin'ny foko rehetra izany"