plt_tn/psa/136/021.md

349 B

nahatsiaro antsika

"nihevitra ny amintsika"

namonjy antsika tamin'ny fahafam-barakantsika

Ny maha mahatsiaro menatra dia lazaina toy ny hoe toerana izay efa nisian'ny Israelita izany. Ity dia fanondroana ny habetsahan'ny nandavoan'ireo fahavalon'ny Israelita azy ireo tamin'ny ady ary nampamenatra azy ireo. DH: "niahy rehefa menatra izahay"