plt_tn/psa/135/007.md

287 B

mamoaka ny rivotra avy ao an-trano fitehirizany

Ny trano fitehirizana dia toerana izay hitehirizanan an'ireo zavatra ilaina amin'ny hoavy. Izany kisarisary izany dia mampiseho ny fahefan'Andriamanitra hifehezany ny rivotra. DH: "mahatonga ny rivotra hitsoka amin'ny alalan'ny heriny"