plt_tn/psa/132/011.md

598 B

Hametraka iray amin'ireo taranakao ho eo amin'ny seza fiandriananao Aho

Ny fanaovana ny taranaky ny mpanjaka ho tonga mpanjaka eo amin'ny toerany dia lazaina toy ny hoe mametraka azy eo amin'izany sezam-piandrianana izany. DH: "Izaho hahatonga iray amin'ireo taranakao hanapaka an'Israely eo amin'ny toeranao"

Hametraka eo amin'ny seza fiandriananao

Ny fanapahana ho mpanjaka dia lazaina toy ny hoe mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. DH: "manapaka ho mpanjaka"

ireo zanakao lahy

Eto ny "ireo zanakao" dia maneho an'ireo taranak'i Davida izay ho tonga mpanjaka. DH: "ireo taranakao"