plt_tn/psa/131/001.md

20 lines
887 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Fihirana fiakarana
Ireo mety ho heviny dia 1) "Hira izay nohirain'ny vahoaka raha niakatra nankany Jerosalema ho amin'ny fankalazana' na 2) "Hira nohirain'ny vahoaka raha niakatra tamin'ny kitohatohatra tany an-tempoly" na 3) "Hira izay tahaka ny dia ny teniny."
# tsy mirehareha ny foko na ny masoko hiavonavona
Ny fo sy ny maso dia maneho an'ilay olona. DH: "tsy mirehareha aho na hiavonavona"
# Tsy manana fanantenana lehibe ho an'ny tenako
Ireo mety ho heviny dia "tsy nanantena hanao zava-dehibe aho" na "tsy mihevitra hoe lehibe aho."
# ireo zavatra izay mihoatra ahy
Ireo zavatra izay sarotra ho an'olona ny hanakatra izany dia lazaina toy ny hoe mihoatra an'ilay olona izany na lavitra loatra an'ilay olona ny hahatratra izany. DH: "ireo zavatra izay saro-takarina"