plt_tn/psa/128/003.md

852 B

Ho tahaka ny voaloboka mamokatra ao an-tranonao

Ny vady dia lazaina toy ny hoe voaloboka mamokatra voankazo betsaka. Ity dia midika fa tahaka ny voankazo ny ankizy ary ny vady no hanana zanaka marobe. DH: "mamokatra be ary hanome anao zanaka maro"

ho tahaka ny zanak'oliva ireo zanakao

Ny zanaka dia ampitahaina amin'ny hazon'oliva noho ny fomba itomboan'izy ireo mba hiodidinana amin-javatra iray. Ny zanaka dia hanodidina ny latabatra ka hameno izany. DH: "hahazo zanaka marobe izay hitombo sy ho ambinina ianao"

manodidina ny latabatrao

Izany dia manondro ny toerana izay iangonan'ny ankohonana. Matetika, izay rehetra mihinana amin'ny latabatry ny lehilahy dia eo ambany fahefany na fifehezany.

mandritra ny androm-piainanao rehetra

"manerana ny fotoana iainanao"

Ho amin'Israely anie ny fiadanana

"Hanam-piadanana anie Israely"