plt_tn/psa/125/004.md

748 B

Yaveh o, manaova soa

Ity dia fangatahana. Ny anarana "soa" dia azo ambara ho asa. DH: "Yaveh o, mba manaova zava-tsoa" na "Yaveh o, miangavy aminao aho mba hanao zava-tsoa"

izay mahitsy ao am-pony

Eto, ny "fo" dia manondro ny fanirian'izy ireo. DH: "maniry hanao izay tsara"

miala amin'ny

Ny fandavana ny hankatò an'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe miala amin'ny lala-tsara. DH: "miala amin'ny tsara ary lasa

ny fahazaran-dratsin'izy ireo

Ëto ny lalan-dratsy dia lazaina toy ny hoe lalana izay tsy mahitsy. DH: "ireo ratsy fanaon'izy ireo"

hitarika azy ireo

Entina lavitra ny olona mba hamaizana azy ireo. Ny hevitra feno amin'ity fanambarana ity dia azo atao mazava tsara. DH: "hitarika azy ireo lavitra mba hamaizana azy ireo"