plt_tn/psa/122/006.md

763 B

Aoka hanam-piadanana izay tianao ... fiadanana ao amin'ny fiarovana mafinao

Izany dia manambara ny andinindinin'ny vavaka izay tian'ny mpanoratra ho fivavaky ny mpamakiny. Mangataka azy ireo hiteny mivantana amin'ny tanànan'i Jerosalema izy, toy ny hoe olona ny tanàna ary afaka mandre azy ireo.

Aoka hisy fiadanana ... aoka izy ireo hanana fiadanana ao amin'ny

Ireo andianteny roa ireo dia mitovy hevitra ary ampiasaina miaraka mba hifanamafisana. DH: "Aoka hiaina amim-piadanana ny vahoakan'i Jerosalema"

ao amin'ireo manda izay miaro anao ... ao amin'ny fiarovana mafinao

Eto Jerosalema dia tondroina amin'ny fiarovana mafy sy manda izay miaro azy. Ny teny "manda" sy "fiarovana mafy" dia manondro zavatra mitovy ihany. DH: "ao amin'i Jerosalema"