plt_tn/psa/121/003.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Misy fifamadihana eto izay mety hidika 1) ny mpanoratra manomboka miteny amin'ny vahoakan'Israely na 2) ny mpanoratra milaza olon-kafa miresaka amin'ny mpanoratra.
# ny tongotrao hibolisatra
Ny fibolisatry ny tongotra dia mifandraika amin'ny fianjerana. DH: "ahy hianjera"
# Izy izay miaro ... ny mpiandry
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy, ary manamafy ny anjaran'Andriamanitra amin'ny maha mpiaro.
# Izy izay miaro anao dia tsy ho rendrehana
Eto ny "rendrehana" midika fa nitsahatra tamin'ny fiarovana Izy. DH: "Tsy ho resin-tory Andriamanitra ka hitsahatra amin'ny fiarovana anao" na "Hiaro anao lalandava Andriamanitra"
# tsy ho rendrehana ... tsy mba rendrehana mihitsy na matory
Ireo andianteny roa ireo dia mitovy hevitra. Ny faharoa manamafy ny hevitry ny voalohany.
# Indro
Ity teny ity dia mampiomana antsika mba hifantoka amin'ny andinindininy lehibe manaraka eo.
# tsy mba rendrehana mihitsy na matory
Ireo teny roa ireo dia midika zavatra mitovy. Eto ny "rendrehana" midika hoe mitsahatra amin'ny fiarovana. DH: "tsy mba ho resin-tory ka hitsahatra amin'ny fiarovana anao" na "hiaro anao lalandava"