plt_tn/psa/119/167.md

255 B

Mitandrina ny didinao masina aho

"Manoa ny didinao masina aho"

didy masina

Ireo mety ho heviny hafa dia "teny vavolombelona" na "lalàna." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 119:1.

Mihazona ny fampianaranao aho

"Manoa ny fampianaranao aho"