plt_tn/psa/119/139.md

259 B

Nandravarava ahy ny hatezerana

Ity dia fomba fiteny. Ny andianteny dia fanitarana ary filaza masaka ho an'ny "tezitra faran-tampony aho."

tian'ny mpanomponao

Ny mpanoratra miteny ny tenany toy ny hoe olon-kafa. DH: "tiako, ilay mpanomponao" na "tiako"