plt_tn/psa/119/131.md

408 B

Sokafako misanasana ny vavako, fa maniry mafy ny didinao aho

Ny mpanoratra miteny ny faniriany ho amin'ny didin'i Yaveh toy ny hoe alika mangetaheta rano. DH: "Maniry fatratra ny didinao aho"

Mitodiha amiko

Ny mitodika mankany amin'olona iray dia midika hoe mihevitra izany olona izany. DH: "Mihevera ahy"

tia ny anaranao

Eto ny teny "anarana" dia maneho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "tia Anao"