plt_tn/psa/119/093.md

404 B

fa tamin'izany no namelomanao ahy

Izany dia midika fa mankatò ny fitsipik'Andriamanitra ny mpanoratra. Ny hevitra feno amin'io fanambarana io dia azo atao mazava tsara. DH: "fa namelona ahy Ianao satria aho mankatò ireo"

fa mikatsaka ny fampianaranao

Ny miezaka mafy ny hankatò ireo fampianaran'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe zavatra izay tsy maintsy tadiavin'olona iray ny fampianarana.