plt_tn/psa/119/083.md

12 lines
790 B
Markdown

# nanjary tahaka ny sinin-divay hoditra anaty setroka aho
Ny sinin-divay dia rovitra rehefa ahantona amin'ny toerana manetroka amin'ny fotoana maharitra. Ny mpanoratra mampitaha ny tenany amin'ny sinin-divay izay efa rovitry ny setroka mba hanamafisana fa mahatsiaro tsy misy antony izy.
# Ho mandra-pahoviana no hiaretan'ny mpanomponao an'izao; rahoviana Ianao vao hitsara ireo izay manenjika ahy?
Ny mpanoratra mampiasa fanontaniana mba hangatahana amin'Andriamanitra ny hamaizana ireo izay manenjika azy. Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Miangavy, aza ampiandrasina ela intsony. Faizo ireo izay manenjika ahy."
# hiaretan'ny mpanomponao
Ny mpanoratra manondro ny tenany ho "ny mpnomponao." DH: "hiaretako, ilay mpanomponao" na "hiaretako"