plt_tn/psa/119/079.md

12 lines
607 B
Markdown

# Hitodika amiko
Ny olona izay miverina amin'ny miamanana amin'ny mpanoratra dia lazaina toy hoe mitodika mivantana aminy. DH: "tongava aty amiko" na "mifandraisa amiko"
# izay mahafantatra ny didim-panekenao
Ireo mety ho heviny dia 1) Ity mamaritra an'ireo izay manome voninahitra an'Andriamanitra na 2) izany dia manondro ny antony ho an'ireo izay manome voninahitra an'Andriamanitra mba hiverina any amin'ny mpanoratra. DH: "mba hianaran'izy ireo izay andidianao" (UDB)
# Tsy hisy tsiny anie ny foko
Eto ny "fo" dia maneho ny fisainan'olona iray sy ny fihetseham-pony. DH: "Tsy hisy tsiny anie aho"