plt_tn/psa/119/049.md

404 B

ZAINA

Ity no anaran'ny litera fahafito amin'ny alfabeta Hebreo. Amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana tsirairay amin'ny andininy 49-56 dia manomboka amin'ity litera ity.

Izao no fiononana ho ahy amin'ny fahoriako: dia ny fampanantenanao no mbola nahavelona ahy

Ity fehezanteny ity dia azo averina alahatra. DH: "Ny anton'ny nampionona ahy dia ny fampanantenanao no havelomako ao anatin'ny fahoriako"