plt_tn/psa/119/003.md

719 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Betsaka amin'ity salamo ity no miteny amin'Andriamanitra, ary ny teny "Ianao" sy "anao" dia saika manondro Azy avokoa.

Tsy mba manao ratsy izy ireo

Tsy mba tsy nankatò an'i Yaveh izy ireo.

mandeha amin'ny lalany

"mandeha amin'ny lalan'i Yaveh izy ireo." Eto ny fitondran-tenan'izy ireo dia lazaina toy ny hoe "mandeha," ary ny fomba tian'Andriamanitra ho fihetsik'izy ireo dia lazaina toy ny hoe "lalana." DH: "mitondra tena araka izay tian'i Yaveh izy ireo" (UDB)

hihazona ny fampianaranao

"mankatò ny zava-drehetra izay efa nambaranao fa tokony ataonay"

hitandremanay tsara izany

Izany dia ny mahalala tsara sy mahatakatra ireo didy sy mankatò an'ireo didy.