plt_tn/psa/118/022.md

424 B

Ilay vato izay nolavin'ny mpanao trano no efa tonga vato fehizoro

Izany dia karazana ohabolana nampiasain'ny mpanoratra mba hamaritana na ny mpanjaka na ny firenen'Israely. Izay noheverin'ny sasany ho tsy misy vidiny, dia nataon'i Yaveh ho ny tena lehibe indrindra.

mahagaga eo imasonay izany

Ireo mety ho heviny dia 1) "izany dia zava-mahatalanjona aminay raha jerena" na 2) "heverinay ho zava-mahatalanjona izany."