plt_tn/psa/118/003.md

485 B

Aoka ny ankohonan'i Arona hilaza

Eto ny teny "ankohonana" dia maneho ny fianakaviana sy taranak'olona iray, Ity andianteny ity dia manondro an'ireo mpisorona, izay taranak'i Arona. DH: "Aoka ireo taranak'i Arona hilaza" na "Aoka ireo mpisorona hilaza"

Maharitra mandrakizay ny famindram-pony

"Tia antsika amim-pahatokina Izy." Jereo izay nanidkanao izany ao amin'ny 118:1.

ireo mpanaradia mahatokin'i Yaveh

"ireo izay matahotra an'i Yaveh" na "ireo izay manompo an'i Yaveh"