plt_tn/psa/116/009.md

12 lines
333 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny ny olona nanoratra ity salamo ity.
# any amin'ny tanin'ny velona
"eto amin'ity izao tontolo izao izay haveloman'ny olona ity." Izany dia mifanohitra amin'ny fitoeran'ny maty.
# Niteny tsy amim-piheverana aho
"Niteny faran'izay malaky aho" na "Niteny tsy nisy fiheverana aho"