forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.2 KiB
Markdown
20 lines
1.2 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miteny ny olona nanoratra ity salamo ity.
|
|
|
|
# Afaka miverina any amin'ny toerana fitsaharana ny fanahiko
|
|
|
|
Ny mpanoratra miteny ny fanananafiadanana sy fahatikian-tena toy ny hoe toerana izay ahafahan'ny fanahy mitsahatra. Ny teny "fanahy" dia maneho an'ilay olona. DH: "Afaka mandry am-piadanana indray aho"
|
|
|
|
# Ianao no nanavotra ny aiko tamin'ny fahafatesana
|
|
|
|
Eto ny teny "Ianao" dia manondro an'i Yaveh. Ny teny "aina" dia manondro an'ilay olona. DH: "Ianao no efa nanavotra ahy tamin'ny fahafatesana" na "Ianao no nihazona ahy tamin'ny fahafatesana"
|
|
|
|
# ny masoko tamin'ny ranomaso
|
|
|
|
Ny andianteny matoanteny dia azo alaina avy amin'ny andianteny teo aloha mba hampazava tsara ny hevitra. DH: "Ianao nanavotra ny masoko tamin'ny ranomaso" na "Ianao nihazona ahy tamin'ny fitomaniana"
|
|
|
|
# ny tongotro tsy ho tafintohina
|
|
|
|
Ny andianteny matoanteny dia azo ampiana amin'ny avy ao amin'ny andianteny teo aloha mba hampazava tsara ny hevitra. Ny tongotra eto dia maneho an'ilay olona. Ny fahatafintohinana eto dia mety maneho ho vonoin'ireo fahavalony. DH: "Ianao namonjy ahy tamin'ny fahatafintohinana" na "Ianao namonjy ahy tsy hofatin'ireo fahavaloko"
|