forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
782 B
Markdown
20 lines
782 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miteny ny olona izay nanoratra ity salamo ity.
|
|
|
|
# Namatotra ahy ireo tadin'ny fahafatesana
|
|
|
|
Ny mpanoratra miteny ny fahafatesana toy ny hoe olona afaka mambabo azy sy mamatotra tady azy, Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 18:4. DH: "Nahatsiaro toy ny efa ho faty aho"
|
|
|
|
# ny fandriky ny Fiainan-tsy hita nifanandrina tamiko
|
|
|
|
Ny mpanoratra miteny ny "Fiainan-tsy hita," ny fitoeran'ny maty, toy ny hoe olona afaka mamandrika azy amin'ny fandrika. DH: "Nahatsiaro toy ny hoe efa vonona ny niditra ny fasana aho"
|
|
|
|
# niantso ny anaran'i Yaveh
|
|
|
|
Eto ny teny "anarana" dia maneho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "niantso an'i Yaveh"
|
|
|
|
# avoty ny aiko
|
|
|
|
Eto ny teny "aina" dia maneho an'ilay olona. DH: "vonjeo aho" na "hazony tsy hofaty aho"
|