plt_tn/psa/114/003.md

934 B

Ny ranomasina nijery ka nandositra

Ny mpanoratra miteny ny ranomasina Mena toy ny hoe olombelona nandositra raha nitarika ny vahoakan'Israely tamin'ny tany maina Yaveh. DH: "Toy ny hoe nahita ny ranomasina dia nandositra"

nihemotra ny Jordana

Ny mpanoratra miteny ny ony Jordana toy ny hoe olombelona izay nihemotra raha nitaraika ny vahoakan'Israely tamin'ny tany maina Yaveh. DH: "toy ny hoe nihemotra ny Jordana"

Nifalihavanja toy ny ondrilahy ireo tendrombohitra, ireo havoana nifalihavanja tahaka ny zanak'ondry

Ny mpanoratra miteny an'ireo tendrombohitra sy havona toy ny hoe velona. Mety miteny horohorontany izy nagamba raha mamaritra ny tahotr'ireo eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh toy ny hoe nitsambikimbikina tahaka ny ondrilahy sy zanak'ondry izy ireo. DH: "Toy ny hoe nihovitrovitra tahaka ny ondrilahy mitsambikimbikina ireo tendrombohitra ary nihovitrovitra tahaka ny zanak'ondry mitsambikimbikina ireo havona"