plt_tn/psa/113/007.md

739 B

Manandratra ny mahantra Izy ... amin'ny lavenona misavovona

Ireo andianteny roa ireo dia mifanindry lalana. Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh manampy sy manaja ny olona mahantra toy ny hoe Yaveh nanao azy ireny hijoro tamin'ny fipetrahany amin'ny loto sy lavenona.

hiala amin'ny loto ... amin'ny lavenona misavovona

Ny fipetrahana eo amin'ny loto sy lavenona dia maneho fahantrana sy famoizam-po.

mba hahafahany mametraka azy miaraka amin'ireo andriana, miaraka amin'ireo andrian'ny vahoakany

Eto ny andianteny faharoa dia manazava fa manondro an'ireo andrian'ny .vahoakan'i Yaveh ny andianteny faharoa. Ireo fanambarana roa ireo dia azo ampiarahina. DH: "mba hahafahan'i Yaveh mampitoetra Azy anilan'ireo mpanapaky ny vahoakany"