forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
698 B
Markdown
12 lines
698 B
Markdown
# Hatrany amin'ny fiposahan'ny masoandro ka hatramin'ny fodiany
|
|
|
|
Ity andianteny ity dia manondro ny atsinanana, izay iposahan'ny masoandro, sy ny andrefana, izay ilentehan'ny masoandro. Ny mpanoratra mampiasa ireo zavana roa ireo mba hanehoana ny hoe na aiza na aiza ety ambonin'ny tany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 50:1. DH: "Na aiza na aiza ety ambonin'ny tany"
|
|
|
|
# tokony hoderaina ny anaran'i Yaveh
|
|
|
|
Eto ny teny "anarana" dia maneho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "Tokony hidera an'i Yaveh ny olona"
|
|
|
|
# ny voninahiny mipàka ambonin'ny lanitra
|
|
|
|
Ny voninahitr'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe tena avo. DH: "avo mihoatra ny lanitra ny voninahiny" na "lehibe lavitra ny voninahiny"
|