plt_tn/psa/111/007.md

766 B

ireo asan'ny tanany

Eto ny teny "tanana" dia manondro an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "ireo asa izay nataony"

Mitoetra mandrakizay izany

Izany dia midika fa tsy miova ireo fampianaran'i Yaveh ary maharitra mandrakizay. DH: "Efa nampitoetra ireny mandrakizay Izy" na "Haharitra mandrakizay ireny"

mba hitandremana amim-patokiana sy amin'ny tokony ho izy

Ireo mety ho heviny dia 1) nanome ireo fampianarany tamin'ny fomba mahatoky sy mifanaraka Yaveh na 2) tokony hitandrina ireo fampianaran'i jesosy amin'ny fomba mahatoky sy marina ny olony. DH: "ho an'ny olony mba hitandreman'izy ireo amim-pahatokiana sy aminy rariny"

masina sy mahatahotra ny anarany

Eto ny teny "anarana" dia manondro an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "masina sy mahatalanjona Yaveh"