plt_tn/psa/109/030.md

237 B

Amin'ny vavako no hanolorako

Izany dia midika fa hiteny izy. DH: "Hiteny sy hanome aho"

Fa hitsangana eo an-tanana ankavanan'ny malahelo Izy

Izany dia midika fa hanampy sy hiaro ny olona malahelo Izy. DH: "hiaro an'izay malahelo"