plt_tn/psa/109/021.md

789 B

ento amim-pahalemem-panahy aho

Izany dia fangatahana ho an'i Yaveh mba hitondra azy amin-pahalemem-panahy.

noho ny amin'ny anaranao

"noho ny amin'ny lazanao"

ory sy mahantra

Ireo teny roa ireo dia mitovy hevitra ary manamafy fa tsy afaka manampy ny tenany izy.

voaratra ao anatiko ny foko

Eto Davida dia miteny ny haben'ny fahadisoam-panantenany tahaka ny hoe noratrana ny fony. DH: "feno alahelo aho ary diso fanantenana"

Mihena tahaka ny aloka ... tahaka ny valala

Davida mahatsiaro tena efa hofaty sy mamaritra izay fahatsapany izany amin'ny fampitahana ny tenany amin'ny aloka mihalefy ary amin'ny fomba hitsofan'ny rivotra ny valala. DH: "Mahatsiaro tena efa hofaty aho, tahaka ny aloka andro hariva izay hanjavona tsy ho ela, tahaka ny valala moratsofin-drivotra"