plt_tn/psa/109/019.md

452 B

Aoka ny ozony ho tahaka ny fitafiana izay handrakofany ny tenany

Nitafy ny akanjony foana ny olona isan'andro. Davida miteny ny tenany voarakotra ozona foana toy ny voarakotry ny lambany. DH: "Aoka ny ozony ho eo aminy isan'andro tahaka ny fitafiana anaovany"

tahaka ny fehikibo izay anaovany mandrakariva

"ary aoka ny ozony ho eo aminy mandrakariva tahaka ny fehikibo anaovany foana"

Aoka izany ho valisoa

"Aoka ireo ozona ireo ho valisoa"